Psaumes 134
Bénissez le Seigneur pendant les nuits
Andeha, misaora an’ i Jehovah , ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon’ i Jehovah. 2Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna , Ka misaora an’ i Jehovah. 3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Copié !
Aa