Псалтирь 117

Хвалите Господа, все народы

Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. 2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.

Скопировано!
Aa