Salmos 131
Como un niño destetado
Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko: Ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, Na izay saro-pantarina tsy takatro. 2Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho; Tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny. Dia tahaka Izany ny fanahiko ato anatiko. 3Ry Isiraely ô, manantenà an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.
¡Copiado!
Aa